plt_tn/act/06/08.md

869 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia fanombohana fizarana vaovao amin'ny tantara.

Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana momban' i Stefana sy ireo olona hafa izay manan-danja amin'ny fahazoana ny tantara.

Ary i Stefana

Io dia mampiditra an'i Stefana amin'ny mpilalao fototra azy amin'ity fizaran'ny tantara ity.

Stefana, feno fahasoavana sy hery, dia nanao

Ny teny hoe "fahasoavana"sy "hery" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra . DH: "Andriamanitra dia nanome hery an'Stefana mba hanaovany"

Synagogan'ny Libertina

Libertina dia mety ho andevo teo aloha avy amin'ireo toerana samihafa ireo . Tsy hazava raha ireo olona hafa voatanisa dia anisan'ny synagoga na mba nandray anjara tamin'ny adi-hevitra niaraka tamin'ny Stefana.

niady hevitra tamin'i Stefana

"nifanakalo hevitra tamin'i Stephana"