# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia fanombohana fizarana vaovao amin'ny tantara. # Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana momban' i Stefana sy ireo olona hafa izay manan-danja amin'ny fahazoana ny tantara. # Ary i Stefana Io dia mampiditra an'i Stefana amin'ny mpilalao fototra azy amin'ity fizaran'ny tantara ity. # Stefana, feno fahasoavana sy hery, dia nanao Ny teny hoe "fahasoavana"sy "hery" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra . DH: "Andriamanitra dia nanome hery an'Stefana mba hanaovany" # Synagogan'ny Libertina Libertina dia mety ho andevo teo aloha avy amin'ireo toerana samihafa ireo . Tsy hazava raha ireo olona hafa voatanisa dia anisan'ny synagoga na mba nandray anjara tamin'ny adi-hevitra niaraka tamin'ny Stefana. # niady hevitra tamin'i Stefana "nifanakalo hevitra tamin'i Stephana"