plt_tn/act/05/40.md

24 lines
942 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy ireo"voalohany dia manambara ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra. Ny ambony amin'ny teny hoe "izy ireo" kosa dia manambara an'ireo Apostoly.
# niantso an'ireo apostoly hiditra izy ireo ary nikapoka
Ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra dia nanome baiko ireo mpiambina ao amin'ny tempoly hanao ireo zavatra ireo.
# hiteny amin'ny anaran'i Jesosy
ny"anarana"eto dia midika ny fahefan'i Jesosy
# Izy ireo dia nandao ny filan-kevitra tam-pifaliana satria mendrika ny hitondra fahafam-baraka ho an'Ilay Anarana
Nifaly ireo Apostoly satria Andriamanitra dia nanome voninahitra azy ireo tamin'ny tsy nanomezan'ireo mpitarika Jiosy azy ireo voninahitra.
# ho an'Ilay Anarana
Eto ny "anarana"dia manambara an'i Jesosy. DH: "hoan'i Jesosy"
# teo an-kianjan'ny tempoly sy tamin'ny trano maro
Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay voatokana hoan'ireo mpisorona.