# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izy ireo"voalohany dia manambara ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra. Ny ambony amin'ny teny hoe "izy ireo" kosa dia manambara an'ireo Apostoly. # niantso an'ireo apostoly hiditra izy ireo ary nikapoka Ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra dia nanome baiko ireo mpiambina ao amin'ny tempoly hanao ireo zavatra ireo. # hiteny amin'ny anaran'i Jesosy ny"anarana"eto dia midika ny fahefan'i Jesosy # Izy ireo dia nandao ny filan-kevitra tam-pifaliana satria mendrika ny hitondra fahafam-baraka ho an'Ilay Anarana Nifaly ireo Apostoly satria Andriamanitra dia nanome voninahitra azy ireo tamin'ny tsy nanomezan'ireo mpitarika Jiosy azy ireo voninahitra. # ho an'Ilay Anarana Eto ny "anarana"dia manambara an'i Jesosy. DH: "hoan'i Jesosy" # teo an-kianjan'ny tempoly sy tamin'ny trano maro Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay voatokana hoan'ireo mpisorona.