plt_tn/act/05/40.md

942 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo"voalohany dia manambara ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra. Ny ambony amin'ny teny hoe "izy ireo" kosa dia manambara an'ireo Apostoly.

niantso an'ireo apostoly hiditra izy ireo ary nikapoka

Ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra dia nanome baiko ireo mpiambina ao amin'ny tempoly hanao ireo zavatra ireo.

hiteny amin'ny anaran'i Jesosy

ny"anarana"eto dia midika ny fahefan'i Jesosy

Izy ireo dia nandao ny filan-kevitra tam-pifaliana satria mendrika ny hitondra fahafam-baraka ho an'Ilay Anarana

Nifaly ireo Apostoly satria Andriamanitra dia nanome voninahitra azy ireo tamin'ny tsy nanomezan'ireo mpitarika Jiosy azy ireo voninahitra.

ho an'Ilay Anarana

Eto ny "anarana"dia manambara an'i Jesosy. DH: "hoan'i Jesosy"

teo an-kianjan'ny tempoly sy tamin'ny trano maro

Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay voatokana hoan'ireo mpisorona.