plt_tn/act/05/33.md

12 lines
364 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Niresaka tamin'ny mpikambana tao filan-kevitra i Gamaliela.
# Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay najain'ny olona rehetra
I Lioka dia mampiditra an'i Gamaliela ary manome fampahafantarana mahakasika azy.
# nandidy ireo apostoly mba hivoaka kely any ivelany
DH: "nandidy ireo mpiambina mba hitondra ireo Apostoly any ivelany"