# Fampifandraisana ny foto-kevitra Niresaka tamin'ny mpikambana tao filan-kevitra i Gamaliela. # Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay najain'ny olona rehetra I Lioka dia mampiditra an'i Gamaliela ary manome fampahafantarana mahakasika azy. # nandidy ireo apostoly mba hivoaka kely any ivelany DH: "nandidy ireo mpiambina mba hitondra ireo Apostoly any ivelany"