plt_tn/act/05/33.md

364 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Niresaka tamin'ny mpikambana tao filan-kevitra i Gamaliela.

Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay najain'ny olona rehetra

I Lioka dia mampiditra an'i Gamaliela ary manome fampahafantarana mahakasika azy.

nandidy ireo apostoly mba hivoaka kely any ivelany

DH: "nandidy ireo mpiambina mba hitondra ireo Apostoly any ivelany"