12 lines
354 B
Markdown
12 lines
354 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Ireo mpitarika relijiozy dia nanomboka nanenjika ireo mpino.
|
|
|
|
# nitsangana ny mpisoronabe
|
|
|
|
Eto ny teny hoe: "nitsangana" dia midika fa nanapa-kevitra ny handray fepetra ilay mpisoronabe fa tsy hoe nitsangana teo amin'ny toerany. DH: "nandray fepetra ilay mpisoronabe"
|
|
|
|
# feno fialonana izy ireo
|
|
|
|
lasa nialona izy ireo
|