354 B
354 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo mpitarika relijiozy dia nanomboka nanenjika ireo mpino.
nitsangana ny mpisoronabe
Eto ny teny hoe: "nitsangana" dia midika fa nanapa-kevitra ny handray fepetra ilay mpisoronabe fa tsy hoe nitsangana teo amin'ny toerany. DH: "nandray fepetra ilay mpisoronabe"
feno fialonana izy ireo
lasa nialona izy ireo