# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo mpitarika relijiozy dia nanomboka nanenjika ireo mpino. # nitsangana ny mpisoronabe Eto ny teny hoe: "nitsangana" dia midika fa nanapa-kevitra ny handray fepetra ilay mpisoronabe fa tsy hoe nitsangana teo amin'ny toerany. DH: "nandray fepetra ilay mpisoronabe" # feno fialonana izy ireo lasa nialona izy ireo