plt_tn/act/05/14.md

16 lines
487 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo olona izay niaina tao Jerosalema.
# nihamaro ireo mpino izay nanampy isa ny Tompo
DH: "Maro ireo olona no nino an'ny Tompo."
# mety mba hanaloka ny sasany amin'izy ireo ny alokany
Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanasitrana azy ireo raha mahakasika azy ireo ny alok'i Petera.
# sitrana izy rehetra
DH: "Andriamanitra dia nanasitrana azy rehetra"na "ireo Apostoly dia nanasitrana azy rehetra"