# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo olona izay niaina tao Jerosalema. # nihamaro ireo mpino izay nanampy isa ny Tompo DH: "Maro ireo olona no nino an'ny Tompo." # mety mba hanaloka ny sasany amin'izy ireo ny alokany Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanasitrana azy ireo raha mahakasika azy ireo ny alok'i Petera. # sitrana izy rehetra DH: "Andriamanitra dia nanasitrana azy rehetra"na "ireo Apostoly dia nanasitrana azy rehetra"