plt_tn/act/05/14.md

487 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo olona izay niaina tao Jerosalema.

nihamaro ireo mpino izay nanampy isa ny Tompo

DH: "Maro ireo olona no nino an'ny Tompo."

mety mba hanaloka ny sasany amin'izy ireo ny alokany

Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanasitrana azy ireo raha mahakasika azy ireo ny alok'i Petera.

sitrana izy rehetra

DH: "Andriamanitra dia nanasitrana azy rehetra"na "ireo Apostoly dia nanasitrana azy rehetra"