plt_tn/act/04/36.md

537 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nampiditra an'i Barnabasy ao amin'ny tantara i Lioka.

Josefa, Levita iray, lehilahy avy any Sipra izay nantsoin'ireo apostoly hoe Barnabe

DH: "Nomen'ireo Apostoly ... anarana hoe Barnabasy i Josefa"

Zanaka lahin'ny Fampaherezana

Nampiasa izany iireo Apostoly mba nampisehoana fa i Josefa dia olona izay mpankahery ny hafa. DH: "olona izay mankahery foana ny hafa"

nametraka azy teo an-tongotr'ireo apostoly

DH: "nampiseho izany tamin'ireo Apostoly"na "nanome izany tamin'ireo Apostoly"