plt_tn/act/04/36.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nampiditra an'i Barnabasy ao amin'ny tantara i Lioka.
# Josefa, Levita iray, lehilahy avy any Sipra izay nantsoin'ireo apostoly hoe Barnabe
DH: "Nomen'ireo Apostoly ... anarana hoe Barnabasy i Josefa"
# Zanaka lahin'ny Fampaherezana
Nampiasa izany iireo Apostoly mba nampisehoana fa i Josefa dia olona izay mpankahery ny hafa. DH: "olona izay mankahery foana ny hafa"
# nametraka azy teo an-tongotr'ireo apostoly
DH: "nampiseho izany tamin'ireo Apostoly"na "nanome izany tamin'ireo Apostoly"