# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nampiditra an'i Barnabasy ao amin'ny tantara i Lioka. # Josefa, Levita iray, lehilahy avy any Sipra izay nantsoin'ireo apostoly hoe Barnabe DH: "Nomen'ireo Apostoly ... anarana hoe Barnabasy i Josefa" # Zanaka lahin'ny Fampaherezana Nampiasa izany iireo Apostoly mba nampisehoana fa i Josefa dia olona izay mpankahery ny hafa. DH: "olona izay mankahery foana ny hafa" # nametraka azy teo an-tongotr'ireo apostoly DH: "nampiseho izany tamin'ireo Apostoly"na "nanome izany tamin'ireo Apostoly"