12 lines
429 B
Markdown
12 lines
429 B
Markdown
# dia fo sy fanahy iray
|
|
|
|
Ny teny hoe "fo" eto dia midika ireo eritreritra ary ny teny hoe "fanahy" dia maneho ireo fihetsem-po. Ny fitambaran'izy ireo dia maneho ny maha olona. DH: " nitovy eritreritra ary nitady zavatra iray iombonana"
|
|
|
|
# niarahan'izy ireo nanana
|
|
|
|
"Nifampizara izay nananany tamin'ny hafa."
|
|
|
|
# fahasoavana lehibe no teo amin'ny izy rehetra
|
|
|
|
DH: " fa Andriamanitra dia nanome fahasoavana lehibe hoan'ireo mpino"
|