# dia fo sy fanahy iray Ny teny hoe "fo" eto dia midika ireo eritreritra ary ny teny hoe "fanahy" dia maneho ireo fihetsem-po. Ny fitambaran'izy ireo dia maneho ny maha olona. DH: " nitovy eritreritra ary nitady zavatra iray iombonana" # niarahan'izy ireo nanana "Nifampizara izay nananany tamin'ny hafa." # fahasoavana lehibe no teo amin'ny izy rehetra DH: " fa Andriamanitra dia nanome fahasoavana lehibe hoan'ireo mpino"