plt_tn/act/04/32.md

429 B

dia fo sy fanahy iray

Ny teny hoe "fo" eto dia midika ireo eritreritra ary ny teny hoe "fanahy" dia maneho ireo fihetsem-po. Ny fitambaran'izy ireo dia maneho ny maha olona. DH: " nitovy eritreritra ary nitady zavatra iray iombonana"

niarahan'izy ireo nanana

"Nifampizara izay nananany tamin'ny hafa."

fahasoavana lehibe no teo amin'ny izy rehetra

DH: " fa Andriamanitra dia nanome fahasoavana lehibe hoan'ireo mpino"