plt_tn/act/04/11.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Petera dia nanatanteraka ny teniny izay natombony tao amin'ny 4:8 tamin'ireo mpanapaka relijiozy Jiosy.
# Jesosy Kristy dia vato izay nataonareo mpanori-trano tsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro
I Petera dia nilaza ny tao amin'ny Salamo. Io dia sarinteny izay maneho fa ireo mpitarika relijiozy dia tia manangana sy mandà an'i Jesosy fa Andriamanitra dia hanao Azy ho manan-danja indrindra ao amin'ny fanjakany tahaka ny maha zava-dehibe ny vato fehizoro amin'ny trano.
# loha
Ny teny hoe "loha" eto dia midika hoe "manan-danja"
# nataonareo mpanori-trano tsinontsinona
"tsy nasianareo mpanori-trano vidiny
# tsy misy famonjena avy amin'ny hafa
DH: "Izy irery ihany no olona afaka hamonjy"
# tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomen'ny olona
Azo hadika koa hoe: "tsy misy anarana ambanin'ny lanitra nomen'Andriamanitra teo anivon'ny olombelona.
# ambanin'ny lanitra
DH: "eran'izao tontolo izao"
# izay tsy maintsy hahavonjy antsika
DH: "Izay afaka hamonjy antsika"