# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Petera dia nanatanteraka ny teniny izay natombony tao amin'ny 4:8 tamin'ireo mpanapaka relijiozy Jiosy. # Jesosy Kristy dia vato izay nataonareo mpanori-trano tsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro I Petera dia nilaza ny tao amin'ny Salamo. Io dia sarinteny izay maneho fa ireo mpitarika relijiozy dia tia manangana sy mandà an'i Jesosy fa Andriamanitra dia hanao Azy ho manan-danja indrindra ao amin'ny fanjakany tahaka ny maha zava-dehibe ny vato fehizoro amin'ny trano. # loha Ny teny hoe "loha" eto dia midika hoe "manan-danja" # nataonareo mpanori-trano tsinontsinona "tsy nasianareo mpanori-trano vidiny # tsy misy famonjena avy amin'ny hafa DH: "Izy irery ihany no olona afaka hamonjy" # tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomen'ny olona Azo hadika koa hoe: "tsy misy anarana ambanin'ny lanitra nomen'Andriamanitra teo anivon'ny olombelona. # ambanin'ny lanitra DH: "eran'izao tontolo izao" # izay tsy maintsy hahavonjy antsika DH: "Izay afaka hamonjy antsika"