plt_tn/act/04/11.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

I Petera dia nanatanteraka ny teniny izay natombony tao amin'ny 4:8 tamin'ireo mpanapaka relijiozy Jiosy.

Jesosy Kristy dia vato izay nataonareo mpanori-trano tsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro

I Petera dia nilaza ny tao amin'ny Salamo. Io dia sarinteny izay maneho fa ireo mpitarika relijiozy dia tia manangana sy mandà an'i Jesosy fa Andriamanitra dia hanao Azy ho manan-danja indrindra ao amin'ny fanjakany tahaka ny maha zava-dehibe ny vato fehizoro amin'ny trano.

loha

Ny teny hoe "loha" eto dia midika hoe "manan-danja"

nataonareo mpanori-trano tsinontsinona

"tsy nasianareo mpanori-trano vidiny

tsy misy famonjena avy amin'ny hafa

DH: "Izy irery ihany no olona afaka hamonjy"

tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomen'ny olona

Azo hadika koa hoe: "tsy misy anarana ambanin'ny lanitra nomen'Andriamanitra teo anivon'ny olombelona.

ambanin'ny lanitra

DH: "eran'izao tontolo izao"

izay tsy maintsy hahavonjy antsika

DH: "Izay afaka hamonjy antsika"