plt_tn/act/04/08.md

508 B

Avy eo i Petera, feno ny Fanahy Masina

Azo hadika koa hoe: "Ny Fanahy Masina dia nameno an'i Petera sy izy"

raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io?

Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hampazava ny tena antony hitsarana azy ireo. DH: "raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io