plt_tn/act/04/08.md

8 lines
508 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Avy eo i Petera, feno ny Fanahy Masina
Azo hadika koa hoe: "Ny Fanahy Masina dia nameno an'i Petera sy izy"
# raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io?
Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hampazava ny tena antony hitsarana azy ireo. DH: "raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io