# Avy eo i Petera, feno ny Fanahy Masina Azo hadika koa hoe: "Ny Fanahy Masina dia nameno an'i Petera sy izy" # raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io? Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hampazava ny tena antony hitsarana azy ireo. DH: "raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io