plt_tn/act/04/05.md

24 lines
666 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanontany an'i Paoly sy Jaona ilay mpanapaka ary dia novalin'izy ireo tsy amim-patahorana.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" etoo dia manondro ireo olona Jiosy iray manontolo.
# mpanapak'izy ireo, zokiolona ary ireo mpanora-dalàna.
Izany dia manondro ny Fitsarana Avo, ny fitsarana Jiosy, izay ahitana ireo vondrona telo ireo.
# Jaona, sy Aleksandro
Ireo lehilahy roa ireo dia fianakavian'ny mpisoronabe. Tsy tahaka an'i Jaona amin'ny maha Apostoly azy.
# Amin'ny hery inona
"iza no nanome ilay hery"
# amin'ny anarana inona
Eto ny "anarana" dia manambara fahefana. DH: "Tamin'ny fahefana inona"