# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanontany an'i Paoly sy Jaona ilay mpanapaka ary dia novalin'izy ireo tsy amim-patahorana. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo" etoo dia manondro ireo olona Jiosy iray manontolo. # mpanapak'izy ireo, zokiolona ary ireo mpanora-dalàna. Izany dia manondro ny Fitsarana Avo, ny fitsarana Jiosy, izay ahitana ireo vondrona telo ireo. # Jaona, sy Aleksandro Ireo lehilahy roa ireo dia fianakavian'ny mpisoronabe. Tsy tahaka an'i Jaona amin'ny maha Apostoly azy. # Amin'ny hery inona "iza no nanome ilay hery" # amin'ny anarana inona Eto ny "anarana" dia manambara fahefana. DH: "Tamin'ny fahefana inona"