666 B
666 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanontany an'i Paoly sy Jaona ilay mpanapaka ary dia novalin'izy ireo tsy amim-patahorana.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" etoo dia manondro ireo olona Jiosy iray manontolo.
mpanapak'izy ireo, zokiolona ary ireo mpanora-dalàna.
Izany dia manondro ny Fitsarana Avo, ny fitsarana Jiosy, izay ahitana ireo vondrona telo ireo.
Jaona, sy Aleksandro
Ireo lehilahy roa ireo dia fianakavian'ny mpisoronabe. Tsy tahaka an'i Jaona amin'ny maha Apostoly azy.
Amin'ny hery inona
"iza no nanome ilay hery"
amin'ny anarana inona
Eto ny "anarana" dia manambara fahefana. DH: "Tamin'ny fahefana inona"