plt_tn/act/03/24.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny teniny tamin'ireo Jiosy izay natombony tao amin'ny 3:11
# Eny, ary ireo mpaminany rehetra
Eto ny teny hoe "Eny" dia manamafy izay manaraka azy.
# nanomboka teo amin'i Samoela sy ireo izay tonga taoriany
"niantomboka tamin'i Samoely ary notohizan'ireo mpaminany izay niaina taty aorinany"
# ireo andro ireo
Azo hadika koa hoe: "ireo zavatra izay hitranga izao"
# Ianareo no zanak'ireo mpaminany sy ny fanekena
Eto ny teny hoe "zanaka" dia maneho ireo mpandova izay handray ireo mpaminany sy ilay fifanekena nampanantenaina. DH: "Ianareo no mpandovan'ireo mpaminany sy mpandova ny fifanekena"
# Ao amin'ny taranakareo
"Noho ireo zanakareo"
# ho tahiana ireo fianakaviana rehetra eran-tany
Eto ny teny hoe "fianakaviana" dia manambara ireo vondron'olona na ireo firenena. Azo hadika koa hoe: "Ho tahiko ny olona rehetra eto an-tany"
# Taorian'ny nananganan'Andriamanitra ny mpanompony
"Taorian'ny nampisehoan'Andriamanitra ny mpanompony" na "Taorian'ny nanomezan'Andriamanitra fahefana ny mpanompony"
# ny mpanompony
Io dia manambara an'ilay Messia, Jesosy.