plt_tn/act/03/13.md

16 lines
401 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy ny teniny izay natombony tao amin'ny 3:11 tamin'ireo Jiosy i Petera.
# ilay natolotrareo
"ilay natolotrareo an'i Pilato" na "izay nomenareo an'i Pilato"
# tamin'izy nanapa-kevitra ny handefa azy
"rehefa nanapa-kevitra ny hamela an'Jesosy i Pilato"
# ilay mpamono olona ho voavela ho anareo
Azo hadika koa hoe: "Fa i Pilato hamelana ilay mpamono olona"