# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy ny teniny izay natombony tao amin'ny 3:11 tamin'ireo Jiosy i Petera. # ilay natolotrareo "ilay natolotrareo an'i Pilato" na "izay nomenareo an'i Pilato" # tamin'izy nanapa-kevitra ny handefa azy "rehefa nanapa-kevitra ny hamela an'Jesosy i Pilato" # ilay mpamono olona ho voavela ho anareo Azo hadika koa hoe: "Fa i Pilato hamelana ilay mpamono olona"