plt_tn/act/03/13.md

401 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy ny teniny izay natombony tao amin'ny 3:11 tamin'ireo Jiosy i Petera.

ilay natolotrareo

"ilay natolotrareo an'i Pilato" na "izay nomenareo an'i Pilato"

tamin'izy nanapa-kevitra ny handefa azy

"rehefa nanapa-kevitra ny hamela an'Jesosy i Pilato"

ilay mpamono olona ho voavela ho anareo

Azo hadika koa hoe: "Fa i Pilato hamelana ilay mpamono olona"