plt_tn/act/03/04.md

732 B

I Petera, nibanjina ny masony, niaraka tamin'i Jaona, dia niteny hoe

i Petera sy Jaona dia samy nijery tany amin'ilay lehilahy fa i Petera ihany no niteny.

nibanjina ny mason'izy ireo

Ireo mety ho dikany 1) "nijery nivantana tany aminy" na 2) "nijery tsara azy"

nijery azy ireo Ilay lehilahy malemy

ny teny hoe "nijery" teto dia midika hoe nifantoka amin'ny zavatra iray. DH: "ilay lehilahy malemy dia nanara-maso azy ireo akaiky"

Volafotsy sy volamena

Ireo teny ireo dia manambara vola.

izay ananako

Eto dia fantatra fa i Petera dia manana fahafahana manasitrana ilay lehilahy

Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy

ny teny "anarana" eto dia maneho ny hery sy fahefana. DH: "miaraka amin'ny fahefan'i Jesosy Kristy"