# I Petera, nibanjina ny masony, niaraka tamin'i Jaona, dia niteny hoe i Petera sy Jaona dia samy nijery tany amin'ilay lehilahy fa i Petera ihany no niteny. # nibanjina ny mason'izy ireo Ireo mety ho dikany 1) "nijery nivantana tany aminy" na 2) "nijery tsara azy" # nijery azy ireo Ilay lehilahy malemy ny teny hoe "nijery" teto dia midika hoe nifantoka amin'ny zavatra iray. DH: "ilay lehilahy malemy dia nanara-maso azy ireo akaiky" # Volafotsy sy volamena Ireo teny ireo dia manambara vola. # izay ananako Eto dia fantatra fa i Petera dia manana fahafahana manasitrana ilay lehilahy # Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ny teny "anarana" eto dia maneho ny hery sy fahefana. DH: "miaraka amin'ny fahefan'i Jesosy Kristy"