plt_tn/act/03/04.md

24 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# I Petera, nibanjina ny masony, niaraka tamin'i Jaona, dia niteny hoe
i Petera sy Jaona dia samy nijery tany amin'ilay lehilahy fa i Petera ihany no niteny.
# nibanjina ny mason'izy ireo
Ireo mety ho dikany 1) "nijery nivantana tany aminy" na 2) "nijery tsara azy"
# nijery azy ireo Ilay lehilahy malemy
ny teny hoe "nijery" teto dia midika hoe nifantoka amin'ny zavatra iray. DH: "ilay lehilahy malemy dia nanara-maso azy ireo akaiky"
# Volafotsy sy volamena
Ireo teny ireo dia manambara vola.
# izay ananako
Eto dia fantatra fa i Petera dia manana fahafahana manasitrana ilay lehilahy
# Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy
ny teny "anarana" eto dia maneho ny hery sy fahefana. DH: "miaraka amin'ny fahefan'i Jesosy Kristy"