plt_tn/act/02/46.md

20 lines
724 B
Markdown

# izy ireo dia nanohy ny tanjona iraisana
Ireo mety ho dikany 1) "nanohy nanao fihaonana miaraka izy ireo" na 2) "nanohy ny fanana toetra mitovy izy ireo."
# nanapaka ny mofo tao an-trano
Ireo mety handikana azy 1) "nizara ny sakafony sy nihara-nihinana tao an-tranon'izy ireo izy ireo"na 2) "niaraka nankalaza ny sakafon'ny Tompo tao an-tranon'izy ireo."
# tamin-pifaliana sy fo feno fanetren-tena
eto ny teny "fanetre-tena" dia mety manambara hatsaram-panahy. Ny teny "fo" dia manambara ilay olona manontolo. DH: "amin-pifaliana sy hatsaram-panahy"
# nahazo fankasitrahana tamin'ny olona rehetra
"ny olona rehetra dia niara nanaiky azy ireo"
# ireo izay voavonjy
Azo hadika koa hoe: "Ireo izay novonjen'ny Tompo"