# izy ireo dia nanohy ny tanjona iraisana Ireo mety ho dikany 1) "nanohy nanao fihaonana miaraka izy ireo" na 2) "nanohy ny fanana toetra mitovy izy ireo." # nanapaka ny mofo tao an-trano Ireo mety handikana azy 1) "nizara ny sakafony sy nihara-nihinana tao an-tranon'izy ireo izy ireo"na 2) "niaraka nankalaza ny sakafon'ny Tompo tao an-tranon'izy ireo." # tamin-pifaliana sy fo feno fanetren-tena eto ny teny "fanetre-tena" dia mety manambara hatsaram-panahy. Ny teny "fo" dia manambara ilay olona manontolo. DH: "amin-pifaliana sy hatsaram-panahy" # nahazo fankasitrahana tamin'ny olona rehetra "ny olona rehetra dia niara nanaiky azy ireo" # ireo izay voavonjy Azo hadika koa hoe: "Ireo izay novonjen'ny Tompo"