plt_tn/act/02/46.md

724 B

izy ireo dia nanohy ny tanjona iraisana

Ireo mety ho dikany 1) "nanohy nanao fihaonana miaraka izy ireo" na 2) "nanohy ny fanana toetra mitovy izy ireo."

nanapaka ny mofo tao an-trano

Ireo mety handikana azy 1) "nizara ny sakafony sy nihara-nihinana tao an-tranon'izy ireo izy ireo"na 2) "niaraka nankalaza ny sakafon'ny Tompo tao an-tranon'izy ireo."

tamin-pifaliana sy fo feno fanetren-tena

eto ny teny "fanetre-tena" dia mety manambara hatsaram-panahy. Ny teny "fo" dia manambara ilay olona manontolo. DH: "amin-pifaliana sy hatsaram-panahy"

nahazo fankasitrahana tamin'ny olona rehetra

"ny olona rehetra dia niara nanaiky azy ireo"

ireo izay voavonjy

Azo hadika koa hoe: "Ireo izay novonjen'ny Tompo"