plt_tn/act/02/37.md

32 lines
852 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo Jiosy dia namaly ny fitenenan'iPetera ary dia namaly azy ireo izy.
# Fampahanfantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "izy ireo" dia maneho ireo olona tao anaty vahoaka izay notenenin'i Petera.
# raha nandre izany izy ireo
"Rehefa nandre izay nolazain'i Petera ireo olona"
# voatsindrona ny fon'izy ireo
Azo hadika koa hoe: "Ny tenin'i Petera dia nanindrona ny fon'izy ireo"
# voatsindrona ny fon'izy ireo
Izany dia midika fa nahatsiaro tena ho meloka ireo olona ary lasa nalahelo. DH: "sahiran-tsaina mafy"
# manaova batisa
Azo hadika hoe : "avelao izahay hanap Batisa anareo"
# Fa ny fampanantenana dia ho anareo
"Satria ny fampanantenana dia ho anareo"
# ireo rehetra izay lavitra
Io dia midika hoe: 1) ireo olona rehetra izay tena alavitra 2) ireo olona rehetra izay lavitra an'Andriamanitra.