# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo Jiosy dia namaly ny fitenenan'iPetera ary dia namaly azy ireo izy. # Fampahanfantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy ireo" dia maneho ireo olona tao anaty vahoaka izay notenenin'i Petera. # raha nandre izany izy ireo "Rehefa nandre izay nolazain'i Petera ireo olona" # voatsindrona ny fon'izy ireo Azo hadika koa hoe: "Ny tenin'i Petera dia nanindrona ny fon'izy ireo" # voatsindrona ny fon'izy ireo Izany dia midika fa nahatsiaro tena ho meloka ireo olona ary lasa nalahelo. DH: "sahiran-tsaina mafy" # manaova batisa Azo hadika hoe : "avelao izahay hanap Batisa anareo" # Fa ny fampanantenana dia ho anareo "Satria ny fampanantenana dia ho anareo" # ireo rehetra izay lavitra Io dia midika hoe: 1) ireo olona rehetra izay tena alavitra 2) ireo olona rehetra izay lavitra an'Andriamanitra.