plt_tn/act/02/37.md

852 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo Jiosy dia namaly ny fitenenan'iPetera ary dia namaly azy ireo izy.

Fampahanfantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy ireo" dia maneho ireo olona tao anaty vahoaka izay notenenin'i Petera.

raha nandre izany izy ireo

"Rehefa nandre izay nolazain'i Petera ireo olona"

voatsindrona ny fon'izy ireo

Azo hadika koa hoe: "Ny tenin'i Petera dia nanindrona ny fon'izy ireo"

voatsindrona ny fon'izy ireo

Izany dia midika fa nahatsiaro tena ho meloka ireo olona ary lasa nalahelo. DH: "sahiran-tsaina mafy"

manaova batisa

Azo hadika hoe : "avelao izahay hanap Batisa anareo"

Fa ny fampanantenana dia ho anareo

"Satria ny fampanantenana dia ho anareo"

ireo rehetra izay lavitra

Io dia midika hoe: 1) ireo olona rehetra izay tena alavitra 2) ireo olona rehetra izay lavitra an'Andriamanitra.