plt_tn/act/02/20.md

692 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

namarana izay voalazan'ny mpaminany Joela i Petera.

Ny masoandro dia ho lasa haizina

Izany dia midika fa ny masoandro dia hiseho amin'ny endrika maizina fa tsy hazava. DH: "Hiova ho maizina ny masoandro"

ary ny volana ho lasa rà

Izany dia manambara fa hiloko mena toy ny rà ny volana. DH: "ary ny volana dia hiloko mena"

andro lehibe sy miavaka

Ny teny "lehibe"sy "miavaka" dia mitovy ny heviny ary manamafy ny maha lehibe. DH: "Ilay tena lehibe"

miavaka

"tsy mahazatra" na "manam-danja"

Ary ny olona rehetra izay miantso ny anaran'Andriamanitra dia ho voavonjy

Azo hadika ko hoe: "Ny Tompo dia hamonjy ny tsirairay izay miantso Azy"