plt_tn/act/02/20.md

24 lines
692 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
namarana izay voalazan'ny mpaminany Joela i Petera.
# Ny masoandro dia ho lasa haizina
Izany dia midika fa ny masoandro dia hiseho amin'ny endrika maizina fa tsy hazava. DH: "Hiova ho maizina ny masoandro"
# ary ny volana ho lasa rà
Izany dia manambara fa hiloko mena toy ny rà ny volana. DH: "ary ny volana dia hiloko mena"
# andro lehibe sy miavaka
Ny teny "lehibe"sy "miavaka" dia mitovy ny heviny ary manamafy ny maha lehibe. DH: "Ilay tena lehibe"
# miavaka
"tsy mahazatra" na "manam-danja"
# Ary ny olona rehetra izay miantso ny anaran'Andriamanitra dia ho voavonjy
Azo hadika ko hoe: "Ny Tompo dia hamonjy ny tsirairay izay miantso Azy"