# Fampifandraisana ny foto-kevitra namarana izay voalazan'ny mpaminany Joela i Petera. # Ny masoandro dia ho lasa haizina Izany dia midika fa ny masoandro dia hiseho amin'ny endrika maizina fa tsy hazava. DH: "Hiova ho maizina ny masoandro" # ary ny volana ho lasa rà Izany dia manambara fa hiloko mena toy ny rà ny volana. DH: "ary ny volana dia hiloko mena" # andro lehibe sy miavaka Ny teny "lehibe"sy "miavaka" dia mitovy ny heviny ary manamafy ny maha lehibe. DH: "Ilay tena lehibe" # miavaka "tsy mahazatra" na "manam-danja" # Ary ny olona rehetra izay miantso ny anaran'Andriamanitra dia ho voavonjy Azo hadika ko hoe: "Ny Tompo dia hamonjy ny tsirairay izay miantso Azy"