plt_tn/act/02/12.md

12 lines
421 B
Markdown

# gaga ary sahiran-tsaina
Ireo teny roa ireo dia manana dikan-teny mitovy. Ny fitambaran'izy ireo dia manamafy ny tsy fahazoan'ireo olona izay zava-nitranga. DH: "tsy nanam-po ary nikorontan-tsaina"
# Izy ireo dia mamon'ny divay vaovao
ny sasany tamin'ireo olona dia niampanga ireo mpino ho mamon'ny divay be loatra. DH: "mamo izy ireo"
# divay vaovao
Io dia manambara ilay divay izay mbola an-dalana ho tehirizina.