421 B
421 B
gaga ary sahiran-tsaina
Ireo teny roa ireo dia manana dikan-teny mitovy. Ny fitambaran'izy ireo dia manamafy ny tsy fahazoan'ireo olona izay zava-nitranga. DH: "tsy nanam-po ary nikorontan-tsaina"
Izy ireo dia mamon'ny divay vaovao
ny sasany tamin'ireo olona dia niampanga ireo mpino ho mamon'ny divay be loatra. DH: "mamo izy ireo"
divay vaovao
Io dia manambara ilay divay izay mbola an-dalana ho tehirizina.