# gaga ary sahiran-tsaina Ireo teny roa ireo dia manana dikan-teny mitovy. Ny fitambaran'izy ireo dia manamafy ny tsy fahazoan'ireo olona izay zava-nitranga. DH: "tsy nanam-po ary nikorontan-tsaina" # Izy ireo dia mamon'ny divay vaovao ny sasany tamin'ireo olona dia niampanga ireo mpino ho mamon'ny divay be loatra. DH: "mamo izy ireo" # divay vaovao Io dia manambara ilay divay izay mbola an-dalana ho tehirizina.