plt_tn/act/01/12.md

767 B

Avy eo izy ireo dia niverina

"Ireo Apostoly dia niverina"

dian'ny andro Sabata iray

Io dia manambara ny halavira izay araka ny fomban-dRaby dia ny olona iray dia mahazo mandeha amin'ny andro Sabata. DH: "miala manodidina ny iray kilometatra"

Rehefa tonga izy ireo

"Rehefa tonga tany amin'ny nalehany izy ireo." ny andininy faha 12 dia milaza fa izy ireo dia niverina tany Jerosalema.

efitra ambony rihana

"ilay efitra any ambony rihan'ilay trano"

Nitambatra ho iray izy rehetra

Izany dia manambara fa ireo Apostoly sy ireo mpino tao dia nifampizara tanjona sy fanoloran-tena iray ary tsy nisy fifandirana teo amin'izy ireo

satria izy ireo dia nazoto nanohy nivavaka

Izany dia manambara fa ireo mpianatra dia nivavaka niaraka fona ary matetika