plt_tn/act/01/12.md

24 lines
767 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Avy eo izy ireo dia niverina
"Ireo Apostoly dia niverina"
# dian'ny andro Sabata iray
Io dia manambara ny halavira izay araka ny fomban-dRaby dia ny olona iray dia mahazo mandeha amin'ny andro Sabata. DH: "miala manodidina ny iray kilometatra"
# Rehefa tonga izy ireo
"Rehefa tonga tany amin'ny nalehany izy ireo." ny andininy faha 12 dia milaza fa izy ireo dia niverina tany Jerosalema.
# efitra ambony rihana
"ilay efitra any ambony rihan'ilay trano"
# Nitambatra ho iray izy rehetra
Izany dia manambara fa ireo Apostoly sy ireo mpino tao dia nifampizara tanjona sy fanoloran-tena iray ary tsy nisy fifandirana teo amin'izy ireo
# satria izy ireo dia nazoto nanohy nivavaka
Izany dia manambara fa ireo mpianatra dia nivavaka niaraka fona ary matetika